Entry | 1 sorohina |
Root | 2 soroka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra |
Explanations in English |
5 [1.7] to be dodged to be cleared (of ground); to be removed |
Explanations in French |
6 [1.8] dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte |
Examples |
7 sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word sorohina |
Anagrams | 13 harosony, hasorony, hirosoan, hisorona, horosany, hosinora, hosorany, ihosoran, isorohan, nihosora, nisoroha, sohirano, sorohina |
Updated on 2023/02/20 |