|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanongotra
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy
Root  4  ongotra

Entry (2/2)5  fanongotra
Part of speech  6  noun or adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra
Root  8  tongotra

Anagrams  9  fanongotra, fonongatra, nafongatro, nafongotra

Updated on 2025/01/21