|
|
|
|

Entry (1/4)1  ranjo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra
Explanations in English  4  [1.7] the leg from knee to ankle
Explanations in French  5  [1.8] la jambe du genou à la cheville
Examples  6  [1.335#] Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa.
7  [2.470#44] Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray.
Vocabulary  8  Biology
Derivatives 
9  Passive verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/4)21  ranjo
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Anaran-kazo (Dracaena reflexa)
Explanations in English  24  [1.2] a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.)
Vocabulary  25  Botany
Synonyms  26  tavivolalahy, tsimitrona, tsihasinkasina

Entry (3/4)27  ranjo
Part of speech  28  noun
Explanations in French  29  [1.196] Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter.
Vocabulary  30  Botany
Derivatives 
31  Passive verbs :

Entry (4/4)32  ranjo
Part of speech  33  noun
Explanations in French  34  [1.196] [Betsileo, Merina] Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina.
Vocabulary  35  Botany
Scientific name 

Anagrams  37  Rajon, ranjo

Updated on 2025/02/02