|
|
|
|

Entry (1/10)1  hasina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Vocabulary  7  Philosophy
Explanations in Malagasy  8  hery misy fahefana hanasoa na handresy, heverina ho misy ao amin' ny fanahy na olona na zavatra na toerana sasany, ka mahatonga azy hohajaina, hankatoavina, hatahorana. Ohatra: matahotra ny hasin' ny Zanahary sy ny razana ary ny Vazimba ny ntaolo, ka manaja azy ireo fatratra sy mivavaka taminy. Mbola misy tavela saiky eran' ny Nosy ny atao hoe tany masina sy hazomasina sy loharano masina ary biby masina koa. Samy ninoana sy natahorana ny hasin' ny andriana, ny ody ny ozona sy ny tsodrano [1.10]
9  Hery ananan' ny zavatra iray: Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo
10  Toetra ambony tsy azo tsiratsiraina, manome hery na fahefana mihoatra ny toetran' olombelona: Manan-kasina ny tanindrazana ~ Ninoan' ny Malagasy ny hasin' ny Mpanjaka
11  Haja, hamendrehana ananan' ny tsirairay: Maty hasina aho fa nodikain' ilay iny ny lohako
12  Hery, zo, sata, fandaitra [1.1]
Explanations in English  13  "mana" or sacred power; sanctity; virtue [1.7]
Explanations in French  14  vertu, force, puissance, la grâce, propriété naturelle ou surnaturelle, efficacité, vertu attachée à un objet, ce qui rend digne de respect [1.3]
15  vertu ou puissance mystique ou surnaturelle; sainteté [1.8]
16  Pouvoir surnaturel attribué à certaines plantes : Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo ity : cet arbre a le pouvoir, la vertu de guérir plusieurs maladies (R. P. Malzac). Ce mot racine souvent prononcé hasy a donné les mots mpimasy, omasy, ombiasy, noms dans les diverses régions des spécialistes du traitement par les plantes [1.196]
Examples  17  Nasain'Ilaidama nandoa hasina Andriambola, dia afaka. [2.298]
Synonyms  18  fandaitra, hery, sata, zo
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  25  Proverbs containing the word hasina

Entry (2/10)26  hasina
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  sira: Tsy ampy hasina ny laoka [1.1]
Explanations in French  29  sel, saveur, goût [1.3]

Entry (3/10)30  hasina
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  harikivy: tsy tamitamy ny hasiñ'io voangy io (tsy zaka ny harikivin'io voasary io) [Tanala] [1.78]

Entry (4/10)33  hasina
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  vidy, vidiny [Tambahoaka] [1.78]

Entry (5/10)36  hasina
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  Vola na zavatra hafa atao fanomezana amin' ny fotoana na toe-javatra sasantsasany: Hasin-jaza, hasin-tanana
39  Vola tsy vaky atolotra ny mpanjaka amin' ny fandroana ho fankatoavana ny maha-andriamanjaka azy: Niakatratany an-drova nanolotra ny hasina ho an' ny Mpanjaka isam-pirenena ny vahoaka
40  Vola nomena ny mpanjaka raha nisy raharaha toy ny fifampivarotana, ny fananganana na fanarianjaza... teo amin' ny fokonolona: Vola roa karazana no no-m en' izay nanan-d raharaha natao teo amin' ny fokonolona, dia ny hasina ho an' ny Andriamanjaka ary ny orimbato ho an' ny fokonolona [1.1]
Explanations in English  41  a ceremonial gift [1.7]
Explanations in French  42  cadeau rituel [1.8]
Compound words 
Article  44  Randzavola: hasina ao amin' ny Baiboly (=> hetra)

Entry (6/10)45  hasina
Part of speech  46  noun
Derivatives 
47  Active verbs :
48  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  49  Fanolanana zavatra, toy ny kofehy, tady; fampihevingevenana, fandrotsirotsiana [1.1]
Explanations in French  50  action de rouler, comme en filant, en tordant des cordes
51  action de bercer, d'agiter, de balancer quelqu'un ou quelque chose dans un drap, une couverture, un hamac [1.3#223]

Entry (7/10)52  hasina
Part of speech  53  noun
Derivatives 
54  Names :
Explanations in Malagasy  55  Ny ilany iray amin' ireo toa efitrefitra mielakelaka na misaratsaraka amin' ny zavatra iray: Hasim-boasary [1.1]
Explanations in French  56  (du malais asing) Nom donné aux compartiments de certains fruits ; exemple hasim-boasary : quartier d'une orange. Par extension, nom donné aux loges de l'ovaire dans une fleur. Le verbe mihasinkasina s'applique aux fruits qui se séparent en tranches ou quartiers comme l'orange, le citron, etc. Miefitra anatiny toa hasim-boasary : se séparer à l'intérieur comme les quartiers d'une orange ; au sens figuré, se dit des jeunes ménages qui s'isolent dans la grande famille patriarcale [1.196]

Entry (8/10)57  hasina
Part of speech  58  noun
Vocabulary  59  Botany
Explanations in Malagasy  60  Hazo tsy dia lehibe loatra, lava somary etiety velarana ny raviny, izay mitangorona eo amin' ny toerana iray, ka misandrahaka manodidina ny vatany (Dracoena augustofolia). Hazo fahita teo akaikin' ny fasam-bazimba na tamin' ny tanàna nonenan' ny Andriana fahiny koa ny hasina [1.1]
Explanations in French  61  Nom générique donné aux plantes considérées comme sacrées, magiques ; elles servaient à l'origine à délimiter l'espace approprié par l'homme de la nature sauvage où régnaient les forces occultes les plus dangereuses. Ce sont toujours des espèces qui se bouturent facilement, il suffit d'en casser une tige et de la ficher en terre pour que repousse un nouveau sujet. Dracaena angustifolia Roxb. est la principale espèce connue sous ce nom. Mais on l'attribue aussi à Dracaena reflexa Lam. et Dracaena xiphophylla Baker. (Asparagaceae) De nos jours les Malgaches pensent que ces plantes marquent les sépultures des anciens habitants dits vazimba ; ceux qui vivaient à l'époque où l'on ignorait l'esclavage et la division de la société en classes. On emploie surtout cette plante magique pour préparer l'ody tendrihatoka [Merina] [1.196]
Compound words 
Scientific name 

Entry (9/10)64  hasina
Part of speech  65  noun
Explanations in English  66  the cotton plant or cotton. Same as landihazo [Betsileo] [1.2]
Explanations in French  67  (souvent prononcé hasy). Nom donné aux cotonniers : Gossypium arboreum L., Gossypium barbadense L., etc. (Malvaceae) et aussi à leur produit, le coton [Betsileo] [1.196]
Scientific name 

Entry (10/10)69  Hasina
Elementary words  70  hasina
Part of speech  71  name (poem title)
Vocabulary  72  Literature: poems
Author  73  Rabearivelo Jean-Joseph
Tables and plates  74  Full list

Anagrams  75  Hasina, hasina, sahina, Hasina, hasina, sahina

Updated on 2024/02/19