Entry (1/2) | 1 ahasina |
Root | 2 hasina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana [1.1] |
Explanations in English |
5 used of that which is offered as hasina. [1.2] |
Explanations in French |
6 Avec quoi on attache une grâce, on bénit. [1.3#223] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 ahasina |
Root | 12 hasina |
Part of speech | 13 passive verb |
Explanations in Malagasy |
14 Aolana 15 Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra [1.1] |
Explanations in French |
16 à tordre, à bercer [1.3#223] |
Examples |
17 ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437#] |
Morphology |
|
Anagrams | 22 ahasina, asahain, hasaina, hasiana, hiasana, isahana, nasahai, sahanay |
Updated on 2024/02/19 |