|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahasina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana
Explanations in English  4  [1.2] used of that which is offered as hasina.
Explanations in French  5  [1.3#223] Avec quoi on attache une grâce, on bénit.
Root  6  hasina
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  ahasina
Part of speech  12  passive verb
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Aolana
Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra
Explanations in French  14  [1.3#223] à tordre, à bercer
Examples  15  [1.437#] ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa.
Root  16  hasina
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :

Anagrams  21  ahasina, asahain, hasaina, hasiana, hiasana, isahana, nasahai, sahanay

Updated on 2025/01/21