Entry (1/2) | 1 mihasina |
Root | 2 hasina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 8 mihasina |
Root | 9 hasina |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Miolana, mikivilivily |
Explanations in English |
12 [1.2] twisted. |
Explanations in French |
13 [1.3#223] être tordu, bercé |
Examples |
14 Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996#] |
Morphology |
|
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |