Entry | manan-kasina | |
Elementary words | manana ; hasina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [1.1] | |
Examples | Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io.
[2.445] | |
Entry | Manankasina (anana, hasina) | |
Part of speech | name (toponym) | |
Vocabulary | Geography: towns | |
Coordinates | -19.2333333, 46.7333333
-18.7833333, 47.55 -18.0833333, 47.6833333 | |
Updated on 2023/01/01 |