|
|
|
|

Entry (1/2)1  sata
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy
Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina
Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara.
Explanations in English  4  [1.7] custom, habit; manner of governing
Explanations in French  5  [1.8] coutume, habitude; manière de gouverner
Examples  6  Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana; [2.503]
Derivatives 
7  Names :
Compound words 
Titles  11  Ny Satam-pirenena Malagasy : izany tena toetra maha-malagasy (Rakotonirainy Joseph)
Proverbs  12  Proverbs containing the word sata

Entry (2/2)13  sata
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  [1.196] (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [Bara]
Vocabulary  16  Botany
Scientific name 

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/28