Entry (1/5) | 1 hasy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] [Provincial]
a provincial word for medicine. |
Explanations in French |
4 [1.19] [Tankarana]
remède. hasina 5 [1.196] Racine des mots mpimasy, omasy, ombiasy, qui désignent dans les diverses régions les spécialistes du traitement par les plantes |
Vocabulary |
6 Health |
Synonyms | 7 kasa |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 9 hasy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Taisaka]
fanajana |
Explanations in French |
12 [1.82] [Taisaka]
respect |
Entry (3/5) | 13 hasy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Taisaka]
lamba vita amin'ny landihazo |
Explanations in English |
16 [1.2] [Provincial]
a provincial word for cotton |
Explanations in French |
17 [1.82] [Taisaka]
cotonnade |
Vocabulary |
18 Economy: clothing |
Entry (4/5) | 19 hasy |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Bara]
landihazo 22 [1.1] Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba |
Explanations in French |
23 [1.196] [Sakalava]
(prononciation locale pour hasina) Nom des cotonniers sauvages, surtout Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. et Gossypium brevilanatum Hochr. (Malvaceae) |
Vocabulary |
24 Botany |
Synonyms | 25 landihazo |
Scientific name |
|
Entry (5/5) | 27 hasy |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 [1.196] [Betsimisaraka, Bezanozano]
Faguetia falcata Marchand (Anacardiaceae). |
Vocabulary |
30 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 32 |
Updated on 2025/01/21 |