Entry (1/3) | 1 kasa |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Mitovy hevitra amin' ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay vatan-kazo maniry eo ambony andrefana [1.1] |
Explanations in French |
4 Presque, sur le point de, peu s’en faut, peu s’en est fallu: Kasa maty aho (J'ai frisé la mort) ~ Kasa nahita loza aho (j’ai failli avoir du malheur) [1.3#315] |
Tables and plates |
5 All the adverbs |
Entry (2/3) | 6 kasa |
Part of speech | 7 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
13 Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan' ny saina [1.1] |
Explanations in French |
14 propos, projet, résolution [1.3#315] |
Entry (3/3) | 15 kasa |
Part of speech | 16 noun |
Vocabulary |
17 Health |
Explanations in French |
18 remède. § hàsina. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 19 hasy, kasy |
Anagrams | 20 kasa, saka |
Updated on 2023/01/22 |