Entry | 1 fikasana |
Root | 2 kasa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasana an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra 5 Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany [1.1] |
Explanations in English |
6 an intention, a purpose [1.7] |
Explanations in French |
7 la résolution [1.3#316, 1.8] 8 le propos [1.3#316] 9 intention [1.8] |
Examples |
10 dia atao indray ny fikasana hanao ny zaza; [2.59#] 11 Teti-dromotra ny fikasana ka tsy nandeha amin' ny nifieverana azy. [2.587#] 12 Ka ity fikasana farany ity no noton-droina ho ny maha-maika voalohany. [2.356#] |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fikasana |
Anagrams | 14 fikasana, fisakana, fisanaka |
Updated on 2023/01/23 |