Entry | kasy | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1] | ||||||
Examples | ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara.
[2.895] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | kasikasy | ||||||
Compound words |
| ||||||
Entry | kasy | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in French | [Tankarana] Remède. § hàsina. [1.19] | ||||||
Vocabulary | Health | ||||||
Synonyms | hasy ~ kasa | ||||||
Entry | kasy | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Rongony [1.78] | ||||||
Anagrams | kasy, kisa, saky, sika, skia |
Updated on 2022/04/21 |