|
|
|
|

Entry (1/2)1  tongony
Root  2  tongotra
Part of speech  3  noun tongotra and pronoun
Explanations in English  4  [3.1] his foot, her foot, their feet
Explanations in French  5  [3.1] son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds
Examples  6  [2.472] Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony
7  [2.324] Tsapaina koa ny tongony aman-tanany
8  [2.471] Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony
9  [2.470] Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra

Entry (2/2)10  tongony
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.13] tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray
Explanations in French  13  [1.13] béquille
Vocabulary  14  Technology

Anagrams  15  tinongo, tongony

Updated on 2025/01/21