Entry (1/2) | 1 manongotra |
Root | 2 ongotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1] 5 manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13] |
Explanations in English |
6 to pluck up by the roots. [1.2] 7 to pull up by the roots [1.7] |
Explanations in French |
8 arracher, déraciner [1.8] 9 arracher [1.13] |
Examples |
10 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472] |
Morphology |
|
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 16 manongotra |
Root | 17 tongotra |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 Mandray amin' ny tongotra [1.1] |
Explanations in French |
20 saisir par le pied [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 25 manongotra, namongotra, natangorom, tangoronam |
Updated on 2023/04/10 |