|
|
|
|

Entry1  hazon-damosina
Elementary words  2  hazo, lamosina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Explanations in English  5  the spinal bone, the spine. [1.2]
Explanations in French  6  l'épine dorsale [1.3#230]
7  colonne vertébrale [1.13]
Examples  8  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Vocabulary  9  Biology
Synonyms  10  tohivany
Compound words 
Titles  13  Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava (Ramahatra Roland)
Proverbs  14  Proverbs containing the word hazon-damosina

Updated on 2023/08/26