Entry | 1 manatratra |
Root | 2 tratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra 5 Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao 6 Mamonjy 7 Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 mamonjy |
Anagrams | 13 manatratra, namatratra |
Updated on 2023/01/20 |