Entry | 1 manatratra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao Mamonjy Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra |
Root | 4 tratra |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mamonjy |
Anagrams | 10 manatratra, namatratra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |