|
|
|
|

Entry1  mihazakazaka tratran' ny miadana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana
Elementary words  4  mihazakazaka, tratra, miadana

Updated on 2024/12/07