Entry | 1 mihazakazaka tratran' ny miadana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana |
Elementary words | 4 mihazakazaka, tratra, miadana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |