|
|
|
|

Entry (1/2)1  miadana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto
Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona
Explanations in English  4  [1.2] To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; to be at peace; not to be hasty in forming judgements.
5  [1.7] to go slow; to be at peace; to have plenty
Explanations in French  6  [1.3] Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur
7  [1.8] aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance
Examples  8  [2.471] Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice.
9  [2.472] Nikendry miaramila sy miadana tsara izy.
10  [2.499] Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny.
Root  11  adana
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  votsadia, mibanaika, midanesaka, midaresaka, mitanesaka, mikisaka, midraiko, milaiko, milaikolaiko, mitsikozakoza, mitsilaikolaiko, mitsimedameda, mitsiredareda, mitsiretareta, mitsitaika, midreho, mijeho, mikonesa, midanoka, mikidanodanoka, milakolako, milaikalaika, midehadeha, miledaleda, miretareta, miresaresa, mirisarisa, mirezareza, mirerarera, mitaredretra, manisadia, manisavitsika, mampandadyfoza, mamindramalako, votsa, tsymaika, tsyrototra, somararetra, milasilasy, elatananamivotsavotsa, mitsivozavoza, mitavozavoza, mitsikozakoza, mihamoka, mihoninkonina, mitsirendrena, mimasimasy, mitaredretra, mitoredretra, milanona, milalotra, milalo, milamina, miladina, misamosy, makamora, tsymakasarotra, tsymiraika, mikirindreva, malaimihetsika, mikisina, mibonaika, mibonenika, votsavava, mianoka, midanoka, midarona, tsyrototra, sambatra, finaritra, tsysahirana, tretrika, metroka, henika, afadraorao, afakopakopaka, tsymiondantanana, tsymandrayravindeno, mananjara, tsymandrayravinavaratra, manananyampy, mananaambyampy, miraondraona, miainaankalalahana, mianoka, migalabina, milamina
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  28  Proverbs containing the word miadana

Entry (2/2)29  miana
Part of speech  30  imperative of active verb miadana [Full list]
Root  31  adana

Anagrams  32  anadiam, iadanam, manadia, miadana, miadàna

Updated on 2025/04/19