|
|
|
|

Entry (1/2)1  milamina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao
Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha
Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay
Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina
Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay
mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana
Explanations in English  4  [1.2] to be arranged, to be in order
Explanations in French  5  [1.3] être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise)
Examples  6  [4.27] Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra.
7  [2.472] Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa.
Root  8  lamina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Derivatives 
13  Active verbs :
Synonyms  14  mimpirina, milanto, mirindra, miravona, misononoka, misosa
Compound words 

Entry (2/2)16  milamìna
Part of speech  17  imperative of active verb milamina [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Root  20  lamina

Anagrams  21  amilinam, ilaminam, mamilañy, mamilìna, mamilina, milamina, milamìna, namiliam

Updated on 2025/04/14