Entry (1/2) | 1 misosa |
Root | 2 sosa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra |
Examples |
5 misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 misosà |
Root | 11 sosa |
Part of speech | 12 imperative of active verb misosa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Anagrams | 15 isosam, masiso, misaso, misosa, misosà, mosasy, samosi, samosy, sasoim |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |