|
|
|
|

Entry1  misononoka
Root  2  sononoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononòka tsara ny fiondranako
5  Mizotra tsara amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan' io fianakaviana io [1.1]
Examples  6  Irony rano eny an-tampon'Ankaratra
tazanin-davitra mamirapiratra
hatonina akaiky misononoka fandeha
voromanga voatora-defona
ka tsy mijanona tsy any Itasy
[2.131]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/20