Entry | sononoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina; ilazana koa ny fiainana milamina na ny raharaha mizotra amin' ny fahatanterahana [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |