Entry | 1 fisononohana |
Root | 2 sononoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana. 5 Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. [1.1] |
Synonyms | 6 fisononoka |
Updated on 2023/01/20 |