Entry | 1 lamina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra. |
Explanations in English |
4 [1.2] See lahatra, andalana |
Explanations in French |
5 [1.13] organisation; arrangement, ordre, disposition |
Examples |
6 Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay; [2.445] 7 Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 19 alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malìna, malina, manaly, manila, manilà, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam |
Updated on 2023/10/07 |