Entry | alamina (lamina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be arranged, to be set in order [1.2] | ||||||||
Examples | Alamina sy diovina ny manodidina.
[2.117] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | alamina, lamaina, malaina, mianala |
Updated on 2023/01/19 |