Entry | filaminana (lamina) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word filaminana | ||
Anagrams | familinana, filaminana, mifanalina |
Updated on 2023/01/05 |