Entry | 1 fandaminana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana |
Explanations in French |
4 [1.3#381] l'arrangement 5 [1.3#381] manière d'arranger 6 [1.13] implantation, agencement, organisation |
Examples |
7 [2.113#] Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? 8 [2.4#] Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. |
Root | 9 lamina |
Compound words |
|
Anagrams | 13 fanamandina, fandaminana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |