Entry 1/2 |
mandamina
(lamina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
|
Explanations in English | To arrange, to set in order [1.2]
|
Explanations in French | Arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
|
Examples | Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia;
[2.48]
|
Morphology |
Present : |
mandamina |
Past : |
nandamina |
Future : |
handamina |
Imperative : |
mandamìna |
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
mandamìna
(lamina)
|
Part of speech | imperative of active verb mandamina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|