Entry | mamboatra (voatra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao, manome endrika: Mamboatra trano Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | manamboatra | ||||||||
Anagrams | mamboatra, marambato |
Updated on 2023/01/05 |