Entry |
manamboatra
(voatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao, manome endrika: Manamboatra trano Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1]
|
Explanations in English | To arrange, to prepare; to repair [1.7]
|
Explanations in French | Arranger: préparer; réparer [1.8]
|
Examples |
1 | ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany;
[2.366]
|
2 | Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay.
[2.445]
|
|
Morphology |
Present : |
manamboatra |
Past : |
nanamboatra |
Future : |
hanamboatra |
|
Synonyms | |
|