Entry | 1 manamboatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao, manome endrika: Manamboatra trano Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay |
Explanations in English |
4 [1.7] to arrange, to prepare; to repair |
Explanations in French |
5 [1.8] arranger: préparer; réparer |
Examples |
6 [2.366#xxx] ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany; 7 [2.445#] Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. |
Root | 8 voatra |
Morphology |
|
Synonyms | 12 mamboatra |
Anagrams | 13 manamboatra, manarambato |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |