|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrindra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana
Explanations in English  4  [1.7] to set in order, to arrange; to reconcile
Explanations in French  5  [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier
Examples  6  [2.445#] manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona.
7  [2.424#] Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao.
Root  8  rindra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mandrindrà
Part of speech  14  imperative of active verb mandrindra [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Root  16  rindra

Anagrams  17  andrindram, mandrindra, mandrindrà

Updated on 2025/04/19