|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandamina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra
Explanations in English  4  [1.2] to arrange, to set in order
Explanations in French  5  [1.8] arranger, mettre en ordre; réconcilier
Examples  6  [2.48] Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia;
Root  7  lamina
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  mandahatra, mampirina, mandrindra, manala olana, mampirindra, mikirakira, mandanto, mandravona, mamboatra, mikojakoja, mikarakara, mikajikajy
Compound words 

Entry (2/2)14  mandamìna
Part of speech  15  imperative of active verb mandamina [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Root  18  lamina

Anagrams  19  andaminam, mandamina, mandamìna

Updated on 2025/04/13