Entry | 1 milanto |
Root | 2 lanto |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milamina: Milanto erý ireto bokinao 5 Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino 6 Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto [1.1] |
Explanations in English |
7 arranged [1.2] 8 to be well arranged; to get along together [1.7] |
Explanations in French |
9 être bien disposé; s'entendre [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 14 milahatra, milamina, mirindra |
Anagrams | 15 lamonty, lantoim, malonty, milanto, nitolam, notalim |
Updated on 2023/01/20 |