|
|
|
|

Entry1  mihoninkonina
Root  2  honinkonina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano
Manao zavatra amim-pidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe
Explanations in French  5  [1.3#266] S’embarrasser, agir maladroitement, se remuer avec gêne: Aza mihoninkonina ela loatra ao an-trano (Ne vous attardez pas dans la maison pour un tas de petites choses) ~ Mihoninkonim-pamindra izy (Il marche lourdement)
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word mihoninkonina

Updated on 2023/01/20