Index |
|
|
|
Proverbs : mihoninkonina
|
|
|
Proverb 1 | Tsy mety raha manao dihin-dRazihizihy : sady tsy hirebika no tsy hanimpy sandry, fa mihoninkonina an-toerana fotsiny. [2.558 #4614]
Tsy mety raha manao dihin-dRazihizihy : sady tsy hirebika no tsy hanipy sandry, fa eo no mihoninkonina foana eo. [2.415 #2123, 2.653 #3435]
|
French translation | Il ne faut pas danser comme Razihizihy, sans sauter, sans remuer les bras, se contentant de remuer sur place et avec embarras. [2.415 #2123]
|
French interpretation | Se disait des gens lourdauds et embarrassés. [2.415 #2123]
|
|
|
Index |
|
|