|
|
|
|

Entry1  tratra antso
Elementary words  2  tratra, antso
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao
5  enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray [1.1]

Updated on 2023/12/01