Entry (1/4) | 1 antso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famoahana feo na fanononana teny hampanatona na hampiavy olona ho tonga eo amin' ny tena; famoriana olona hanatrika na ho tonga; fanirahana hitaona olona ho avy |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] a call, a summons 5 [1.2] an invocation |
Explanations in French |
6 [1.3#57, 1.8] appel, convocation 7 [1.3#57] publication, proclamation, invocation |
Examples |
8 hoy ny antso avo afitsony. [2.503] 9 Heno ny antso, ny baiko mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472] 10 Miseho ao koa ny antso nataon-dravehivavy sy ny valin-tenin' ila. [1.38] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
24 Antso (Andriamalala Emilson Daniel) 25 Antso (Dox) 26 Antson' ny Razana (Rapatsalahy Paul) |
Entry (2/4) | 27 antso |
Elementary words | 28 antso |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 [1.196] (de antso : action d'invoquer une puissance occulte ; cette plante toxique était employée dans les cérémonies d'exorcismes). Euphorbia antso Denis (Euphorbiaceae). Toxique dans toutes ses parties. Latex très irritant, caustique. [Sakalava]
|
Vocabulary |
31 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 33 Antso |
Elementary words | 34 antso |
Part of speech | 35 name (poem title) [Full list] |
Vocabulary |
36 Literature: poems |
Author |
37 Dox |
Text |
38 Sendra mba nitopy, ity masoko nijery
39 hendratra ny foko, nahatsiaro ho irery 40 fa toa any aminao, lay fanalahidy 41 notadiaviko hatrin’ny ela…tsy tadidy 42 43 Fa taiza ianao… notadiaviko efa ela 44 tao anatin’ny tsy fantatro sy ny sisa mba tavela 45 fa nandalovanao ny masoko, ny foko tao anaty 46 velombelombolo aok’izany, tondrak’orana tsy maty 47 48 Angamba tsy ho kisendra ito lala-mifanojo 49 fa ny lahatra mihintsy no vintana voatondro 50 anjaran-tsika ny ampitso, hihainana anio 51 koa raiso ‘zany foko, ny antsony valio |
Entry (4/4) | 52 Antso |
Elementary words | 53 antso |
Part of speech | 54 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
55 Literature: books |
Author |
56 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
57 Ny Nosy vaovao, 1961. Pages: 53 |
Anagrams | 58 |
Updated on 2025/01/21 |