Entry | 1 miantso |
Root | 2 antso |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera? Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! |
Explanations in English |
5 [1.2] to call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. 6 [1.7] to call; to summon; to call out |
Explanations in French |
7 [1.8] appeler; convoquer; proclamer; crier fort 8 [1.3] appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) |
Morphology |
|
Synonyms | 13 manaika, manofa, mikohona, mihatsy, manatsimaso, mikoka, mikohokoho, manesiesy, mikahankahana |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word miantso |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |