|
|
|
|

Entry (1/2)1  manaika
Root  2  aika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto
Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala)
Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana)
Explanations in English  5  [1.2] to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity.
Examples  6  manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)12  manaika
Root  13  haika
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
16  [1.78] [Bezanozano] [mañaika] mihantsy
Explanations in English  17  [1.2] [Provincial] same as miHAIka#mg.av.2

Anagrams  18  amaikan, amakany, amakian, kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namaika, namakia-, Namakia, namiaka

Updated on 2023/01/20