Entry | 1 mihantsy |
Root | 2 hantsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro 5 Manao izay hihomehezana zazakely 6 Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa [1.1] |
Explanations in French |
7 provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3] |
Examples |
8 sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69] 9 Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mihatsy, mihaika, maninana, misetra, manetra, mila ady, mirehareha, minaikanaika, minehaneha, mijihinjihina, mitihintihina, mitrehatreha, manao lambo manoha-dia |
Compound words |
|
Anagrams | 20 hatsimin, mihantsy, mihintsa, nahitsim, nitsiham |
Updated on 2023/10/18 |