Entry (1/2) | 1 maninana |
Root | 2 inana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako 5 Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? 6 Mihaika [1.1] |
Explanations in English |
7 to defy, to challenge [1.2] |
Examples |
8 - maninana mpiasam-panjakana ialahy! [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 maninàna |
Root | 15 inana |
Part of speech | 16 imperative of active verb maninana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 aninanam, manañina, maninana, maninàna, namanany, namanian, namianan, nanamian, nananiam, nanimana |
Updated on 2023/01/20 |