Entry (1/2) | 1 minaikanaika (naikanaika) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1] |
Explanations in English | 4 to pretend to commit a daring act [1.2] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 minaikanaikà (naikanaika) |
Part of speech | 10 imperative of active verb minaikanaika |
Explanations in Malagasy | 11 [1.1] |
Explanations in French | 12 [1.3] |
Tables and plates |
13 All the active imperatives |
Anagrams | 14 minaikanaika, minaikanaikà, minaikanaika, minaikanaikà |
Updated on 2023/01/20 |