|
|
|
|

Entry (1/3)1  manofa
Root  2  hofa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay
Explanations in English  5  [1.7] to rent, to pay rent for
Explanations in French  6  [1.8] louer, payer un loyer
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/3)11  manofa
Root  12  hofa
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary

Entry (3/3)15  manofà
Root  16  hofa
Part of speech  17  imperative of active verb manofa [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/28