Entry | 1 antsoina |
Root | 2 antso |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola |
Explanations in English |
5 [1.2] 6 [1.7] to be called |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on appelle |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word antsoina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |