|
|
|
|

Entry1  mifampiantso
Part of speech  2  active verb
Examples  3  [2.5] Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana
4  [2.996] Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo;
Root  5  antso
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/12/11