|
|
|
|

Entry1  misaraka
Root  2  saraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto
Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao
Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika.
Explanations in English  5  [1.7] to separate
Explanations in French  6  [1.8] se séparer
Examples  7  Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [2.471]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mihataka, miendaka, misara-bazana, manangana entra, miala, mialanalana, mihalangalana, misintona, mibifona, misintaka, mikipaka, mitsoaka, miempaka, mielakelaka, mizara, mivaky
Compound words 
Ethnonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word misaraka

Anagrams  25  maka sary, misaraka

Updated on 2025/01/21